^Back To Top

Eglise F.J.K.M. Montrouge Paris (SP37) - Au Temple de l'Eglise Protestante Unie (EPU) - 64, rue Maurice Arnoux 92120 Montrouge

Accès par :   Métro4 Terminus Montrouge   /   Bus 68 Place Jean Jaurès   /   Périphérique Porte de Chatillon   /   G.P.S. : fjkm montrouge [ lancer GPS ]


COMMUNIQUE

Fampahafantarana

Noho ny zava-misy eto amin’ny firenena dia ampahafantarina isika fa miato aloha ny fanompoam-pivavahana eto amintsika Fjkm Montrouge Paris nanomboka ny alahady 15 martsa 2020. Ny fotoana manaraka dia ho lazaina amintsika ihany. 

Ao anatin'ny Herinandro Masina dia afaka miara-mankalaza an'Andriamanitra isika isaky ny amin'ny 9 ora alina (21h00) amin'ny alalan'ny 'conférence'.

Ny nomerao antsoina dia ny 01 80 14 00 64 code 660229#.

 

Mampahery antsika mpianakavin’ny finoana hahery hivavaka sy hifampitondra am-bavaka. Fa hoy ny Tompo : “Ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambarapahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao”. Matio 28:20b.
Dia manao veloma amin’ny anaran’ny Tompo.
 
Ny Biraom-piangonana FJKM Montrouge Paris.
PERIKOPA

Aprily: VAVOLOMBELON'NY FITSANGANAN'NY TOMPO

| | 05. SAMPANDROFIA
Sal 118.24-29/ Mar 11.1-11/ Apo 15.1-4

| | 12. PASKA-Sampana DORKASY
Joba 19.25-29/Mar16.9-20/1Kor15.12-23

| | 19. Ala I man Paska
Dan 12.1-3/ Lio 24.44-49 / Asa2.29-36


Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser.

Sampana Vondrona Fototra Laika - Montrouge Paris

Bureau:

  • Marsept ANDRIAMIALY (Président)
  • Heriniaina RAZAFINARIVO (Secrétaire)
  • Lala RAZAFINTSALAMA 
  • Joelle RAJOSVAH
  • Hugues RAKOTONDRAZANANY

SALAMO 116 : 12
"Inona no havaliko an'i Jehovah noho ny soa rehetra nataony tamiko"

 

SALAMO 34 : 1
"Hisaotra an'i Jehovah lalandava aho; ho eo am- bavako mandrakariva ny fiderana Azy"

©FJKM Montrouge Paris 1985 - 2020.